6 Sambatra sy masina izay manana anjara amin'ny fitsanganana voalohany; ireo tsy mba ananan'ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron'Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 20
Jereo Apokalypsy 20:6 amin'ny teny manodidina.