Apokalypsy 21:10 MG1865

10 Ary nitondra ahy tamin'ny Fanahy ho any an-tendrombohitra sady lehibe no avo izy ka naneho ahy ny tanàna masina, dia Jerosalema, midina avy tamin'Andriamanitra any an-danitra,

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 21

Jereo Apokalypsy 21:10 amin'ny teny manodidina.