Apokalypsy 21:12 MG1865

12 ary manana mànda lehibe sady avo sy vavahady roa ambin'ny folo izy, ary eo amin'ny vavahady dia misy anjely roa ambin'ny folo, ary misy anarana voasoratra eo, dia ny an'ny firenena roa ambin'ny folo amin'ny Zanak'isiraely;

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 21

Jereo Apokalypsy 21:12 amin'ny teny manodidina.