Apokalypsy 21:14 MG1865

14 Ary ny màndan'ny tanàna dia misy fanorenana roa ambin'ny folo, ary misy anarana roa ambin'ny folo koa eo, dia ny an ny Apostoly roa ambin'ny folon'ny Zanak'ondry.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 21

Jereo Apokalypsy 21:14 amin'ny teny manodidina.