Apokalypsy 21:3 MG1865

3 Ary nahare feo mahery avy teo amin'ny seza fiandrianana aho nanao hoe: Indro, ny tabernakelin'Andriamanitra dia eo amin'ny olona, ary Izy hitoetra eo aminy, ary ireo ho olony, ary Andriamanitra no hitoetra eo aminy, dia ho Andriamaniny.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 21

Jereo Apokalypsy 21:3 amin'ny teny manodidina.