11 Izay manao ny tsy marina aoka mbola hanao ny tsy marina ihany izy; ary izay maloto, aoka mbola hihaloto ihany izy; ary izay marina kosa, aoka mbola hanao ny marina ihany izy, ary izay masina, aoka mbola hihamasina ihany izy.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 22
Jereo Apokalypsy 22:11 amin'ny teny manodidina.