Apokalypsy 22:15 MG1865

15 Fa any ivelany ny alika sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpijangajanga sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay rehetra tia lainga sady mandainga.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 22

Jereo Apokalypsy 22:15 amin'ny teny manodidina.