Apokalypsy 22:17 MG1865

17 Ny Fanahy sy ny ampakarina manao hoe: Avia; ary aoka izay mahare hanao hoe: Avia. Ary aoka ho avy izay mangetaheta; ary izay mety, aoka izy hisotro maimaimpoana amin'ny ranon'aina.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 22

Jereo Apokalypsy 22:17 amin'ny teny manodidina.