5 Ary tsy hisy alina intsony; ary tsy mba mila fahazavan'ny jiro na fahazavan'ny masoandro izy; fa ny Tompo Andriamanitra no hanazava azy; ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 22
Jereo Apokalypsy 22:5 amin'ny teny manodidina.