Apokalypsy 3:14 MG1865

14 Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Laodikia: Izao no lazain'ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan'izao zavatra noharin'Andriamanitra izao:

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3

Jereo Apokalypsy 3:14 amin'ny teny manodidina.