Apokalypsy 3:18 MG1865

18 dia manoro hevitra anao Aho hividy amiko volamena voadio tamin'ny afo, mba hanan-karena ianao, ary fitafiana fotsy hotafinao, mba tsy hisehoan'ny henatrao noho ny fitanjahana, ary odi-maso hahosotrao ny masonao mba hahiratanao.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3

Jereo Apokalypsy 3:18 amin'ny teny manodidina.