Apokalypsy 3:4 MG1865

4 Kanefa misy olona vitsy atỳ aminao atỳ Sardisy izay tsy nandoto ny fitafiany; ary hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy ireo, satria miendrika Izy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3

Jereo Apokalypsy 3:4 amin'ny teny manodidina.