Apokalypsy 6:1 MG1865

1 Ary nahita aho, rehefa novahan'ny Zanak'ondry ny anankiray tamin'ny tombo-kase fito, ary reko ny anankiray tamin'ny zava-manan'aina efatra, tahaka ny fikotrokotroky ny kotrokorana, nanao hoe: Avia.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 6

Jereo Apokalypsy 6:1 amin'ny teny manodidina.