Apokalypsy 6:15 MG1865

15 Ary ny mpanjakan'ny tany sy ny lehibe sy ny mpifehy arivo sy ny mpanankarena sy ny lehilahy mahery mbamin'ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tao amin'ny lavaka sy tao amin'ny vatolampy eny an-tendrombohitra;

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 6

Jereo Apokalypsy 6:15 amin'ny teny manodidina.