Apokalypsy 6:4 MG1865

4 Dia nisy soavaly hafa mena kosa nivoaka; ary izay nitaingina azy dia navela hanaisotra ny fihavanana amin'ny tany mba hifamonoan'ny olona; ary nomena sabatra lehibe izy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 6

Jereo Apokalypsy 6:4 amin'ny teny manodidina.