Apokalypsy 7:1 MG1865

1 Rehefa afaka izany, dia hitako fa, indreo, nisy anjely efatra nitsangana teo amin'ny vazan-tany efatra, nihazona ny rivotra efatra amin'ny tany, mba tsy nisy rivotra hitsoka amin'ny tany, na amin'ny ranomasina, na amin'ny hazo akory aza.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 7

Jereo Apokalypsy 7:1 amin'ny teny manodidina.