Apokalypsy 7:14 MG1865

14 Fa hoy iraho taminy: Tompoko, ianao no mahalala. Dia hoy iry tamiko: Ireo no avy tamin'ny fahoriana lehibe, ary ny akanjony nosasany sy nofotsiany tamin'ny ran'ny Zanak'ondry.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 7

Jereo Apokalypsy 7:14 amin'ny teny manodidina.