17 Fa ny Zanak'ondry Izay eo afovoan'ny seza fiandrianana no ho Mpiandry azy ka hitondra azy ho amin'ny loharanon'ny ranon'aina; ary hofafan'Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin'ny masony (Isa. 25. 8).
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 7
Jereo Apokalypsy 7:17 amin'ny teny manodidina.