8 Avy tamin'ny firenen'i Zebolona roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Josefa roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Benjamina roa arivo amby iray alina no voaisy tombo-kase.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 7
Jereo Apokalypsy 7:8 amin'ny teny manodidina.