1 Ary ny anjely fahadimy nitsoka, dia hitako fa, indro, nisy kintana anankiray avy tany an-danitra latsaka tamin'ny tany; ary nomena ilay anjely ny fanalahidin'ny lavaka tsy hita noanoa.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 9
Jereo Apokalypsy 9:1 amin'ny teny manodidina.