Apokalypsy 9:18 MG1865

18 Ireo loza telo loha ireo, dia ny afo sy ny setroka ary ny solifara izay nivoaka ary tamin'ny vavany, no nahafaty ny ampahatelon'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 9

Jereo Apokalypsy 9:18 amin'ny teny manodidina.