7 Ary ny endriky ny valala dia tahaka ny soavaly voaomana ho enti-miady; ary tamin'ny lohany nisy satro-boninahitra toy ny volamena, ary ny tavany tahaka ny tavan'olona.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 9
Jereo Apokalypsy 9:7 amin'ny teny manodidina.