8 Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 1
Jereo Asan'ny Apostoly 1:8 amin'ny teny manodidina.