28 Dia hoy izy taminy: Hianareo mahalala fa fady amin'ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin'ny olona hafa firenena; nefa izaho efa nampahafantarin'Andriamanitra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 10
Jereo Asan'ny Apostoly 10:28 amin'ny teny manodidina.