Asan'ny Apostoly 10:30 MG1865

30 Dia hoy Kornelio: Loak'andro afak'omaly, mandra-paha-toy izao ny andro, raha nivavaka teto an-tranoko aho mandritra ny ora fahasivy, dia, indro, nisy lehilahy niakanjo akanjo mamirapiratra nitsangana teto anatrehako

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 10

Jereo Asan'ny Apostoly 10:30 amin'ny teny manodidina.