32 Koa maniraha hankany Jopa, ka ampanalao Simona, izay atao hoe koa Petera: mitoetra ao an-tranon'i Simona mpandon-koditra eo amoron-dranomasina izy.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 10
Jereo Asan'ny Apostoly 10:32 amin'ny teny manodidina.