Asan'ny Apostoly 10:37 MG1865

37 dia ilay teny natomboka hatrany Galilia ka notorina tany Jodia rehetra teo aorian'ny batisa izay notorin'i Jaona, dia ny amin'i Jesosy avy any Nazareta,

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 10

Jereo Asan'ny Apostoly 10:37 amin'ny teny manodidina.