Asan'ny Apostoly 10:39 MG1865

39 Ary izahay no vavolombelon'ny zavatra rehetra izay nataony tany amin'ny tanin'ny Jiosy sy tany Jerosalema; Izy dia novonoiny nahantony teo amin'ny hazo;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 10

Jereo Asan'ny Apostoly 10:39 amin'ny teny manodidina.