Asan'ny Apostoly 11:12 MG1865

12 Dia nasain'ny Fanahy hiaraka tamin'ireo aho ka tsy hizaha tavan'olona na dia kely akory aza. Ary niaraka tamiko koa ireto rahalahy enina ireto, ka niditra tao an-tranon-dralehilahy izahay.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 11

Jereo Asan'ny Apostoly 11:12 amin'ny teny manodidina.