Asan'ny Apostoly 11:17 MG1865

17 Koa raha mba homen'Andriamanitra azy ny fanomezana, tahaka antsika fony isika vao nino an'i Jesosy Kristy Tompo dia iza moa aho no hahasakana an'Andriamanitra?

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 11

Jereo Asan'ny Apostoly 11:17 amin'ny teny manodidina.