Asan'ny Apostoly 11:24 MG1865

24 Fa lehilahy tsara fanahy izy sady feno ny Fanahy Masina sy finoana; ary maro be ny olona nanampy ho an'ny Tompo.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 11

Jereo Asan'ny Apostoly 11:24 amin'ny teny manodidina.