Asan'ny Apostoly 11:5 MG1865

5 Tany an-tanàna Jopa aho ka nivavaka, ary azon-tsindrimandry aho, dia nahita fahitana, ka, indro, nisy zavatra nidina avy tany an-danitra toa lamba lehibe nampidinina tamin'ny zorony efatra, dia nankeo amiko izany;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 11

Jereo Asan'ny Apostoly 11:5 amin'ny teny manodidina.