Asan'ny Apostoly 12:10 MG1865

10 Fa rehefa nandalo ny fiambenana voalohany sy faharoa izy, dia tonga teo amin'ny vavahady vy izay mahazo ny lalana ho any an-tanàna; ary nivoha ho azy io mba halehany; ary nony nivoaka izy, dia nandroso tamin'ny lalana iray; ary niaraka tamin'izay dia nandao azy ilay anjely.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 12

Jereo Asan'ny Apostoly 12:10 amin'ny teny manodidina.