Asan'ny Apostoly 12:19 MG1865

19 Ary rehefa nitady azy fatratra Heroda, fa tsy nahita, dia nadininy ny mpiambina ka nasainy novonoina. Ary Heroda nidina niala tany Jodia hankany Kaisaria, dia nitoetra tany.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 12

Jereo Asan'ny Apostoly 12:19 amin'ny teny manodidina.