Asan'ny Apostoly 12:21 MG1865

21 Ary tamin'ny andro voatendry dia niakanjo akanjom-panjakana Heroda ka nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianany, dia nikabary tamin'ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 12

Jereo Asan'ny Apostoly 12:21 amin'ny teny manodidina.