Asan'ny Apostoly 12:25 MG1865

25 Ary Barnabasy sy Saoly niverina avy tany Jerosalema, rehefa vita ny fanompoany, dia nitondra an'i Jaona, izay atao hoe Marka, hiaraka aminy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 12

Jereo Asan'ny Apostoly 12:25 amin'ny teny manodidina.