11 Ary, indro, ankehitriny ny tanan'ny Tompo hamely an'ialahy, dia ho jamba ialahy ka tsy hahita masoandro aloha. Dia latsaka tao aminy niaraka tamin'izay ny mampanjambena sy ny aizina, ary niraparapa nitady olona hitantana azy izy.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 13
Jereo Asan'ny Apostoly 13:11 amin'ny teny manodidina.