Asan'ny Apostoly 13:14 MG1865

14 Ary rehefa niala tany Peryga izy ireo, dia nandroso nankany Antiokia any Pisidia, dia niditra tao amin'ny synagoga tamin'ny andro Sabata ka nipetraka teo.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 13

Jereo Asan'ny Apostoly 13:14 amin'ny teny manodidina.