27 Fa izay monina any Jerosalema sy ny loholony, satria tsy mba nahafantatra Azy, na ny feon'ny mpaminany izay vakina isan-tSabata, dia nahatanteraka izany tamin'ny nanamelohany Azy.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 13
Jereo Asan'ny Apostoly 13:27 amin'ny teny manodidina.