Asan'ny Apostoly 13:29 MG1865

29 Ary rehefa nahatanteraka izay rehetra voasoratra ny amin'i Jesosy izy, dia nanaisotra Azy tamin'ny hazo ka nandevina Azy tao am-pasana.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 13

Jereo Asan'ny Apostoly 13:29 amin'ny teny manodidina.