Asan'ny Apostoly 13:33 MG1865

33 dia ny nahatanterahan'Andriamanitra izany tamin'ny zanatsika, raha nanangana an'i Jesosy Izy, araka ny voasoratra eo amin'ny Salamo faharoa hoe: Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany (Sal. 2. 7).

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 13

Jereo Asan'ny Apostoly 13:33 amin'ny teny manodidina.