Asan'ny Apostoly 13:48 MG1865

48 Ary rehefa nandre izany ny jentilisa, dia faly izy ka nankalaza ny tenin'Andriamanitra; ary izay voalahatra ho amin'ny fiainana mandrakizay dia nino.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 13

Jereo Asan'ny Apostoly 13:48 amin'ny teny manodidina.