Asan'ny Apostoly 14:13 MG1865

13 Ary ny mpisoron'ilay Jopitera teo anoloan'ny tanàna, mbamin'ny vahoaka, dia nitondra ombilahy sy voninkazo natao fihaingoana ho ao am-bavahady ka nikasa hanao fanatitra.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 14

Jereo Asan'ny Apostoly 14:13 amin'ny teny manodidina.