Asan'ny Apostoly 14:15 MG1865

15 Raondriana, ahoana no anaovanareo izao? Olona tahaka anareo ihany izahay ary mitory ny filazantsara aminareo, mba hialanareo amin'izao zava-poana izao hanatona an'Andriamanitra velona, Izay nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin'izay rehetra ao anatiny,

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 14

Jereo Asan'ny Apostoly 14:15 amin'ny teny manodidina.