23 Ary rehefa nanendry loholona teo amin'ny isam-piangonana izy, dia nivavaka sady nifady hanina ka dia nanolotra azy ho an'ny Tompo Izay efa ninoany.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 14
Jereo Asan'ny Apostoly 14:23 amin'ny teny manodidina.