Asan'ny Apostoly 14:25 MG1865

25 Ary nony efa nitory ny teny tany Peryga izy, dia nidina nankany Atalia.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 14

Jereo Asan'ny Apostoly 14:25 amin'ny teny manodidina.