Asan'ny Apostoly 14:27 MG1865

27 Ary rehefa tonga tao izy ka namory ny fiangonana, dia nilaza izay rehetra nataon'Andriamanitra tamin'ny nombany azy, sy ny namohany varavaram-pinoana ho an'ny jentilisa.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 14

Jereo Asan'ny Apostoly 14:27 amin'ny teny manodidina.