Asan'ny Apostoly 14:8 MG1865

8 Ary nisy lehilahy anankiray nipetraka tany Lystra nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny ka tsy afaka namindra;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 14

Jereo Asan'ny Apostoly 14:8 amin'ny teny manodidina.