Asan'ny Apostoly 15:19 MG1865

19 Koa dia izao no hevitro: Tsy mety raha isika manome fahasahiranana ny avy amin'ny jentilisa izay miverina ho amin'Andriamanitra;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 15

Jereo Asan'ny Apostoly 15:19 amin'ny teny manodidina.