Asan'ny Apostoly 15:22 MG1865

22 Ary sitraky ny Apostoly sy ny loholona mbamin'ny fiangonana rehetra ny hifidy olona amin'ny namany mba hirahina hiaraka amin'i Paoly sy Barnabasy hankany Antiokia, dia Joda, izay atao hoe Barnabasy, sy Silasy, izay lehilahy samy tsara laza eo amin'ny rahalahy;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 15

Jereo Asan'ny Apostoly 15:22 amin'ny teny manodidina.